Teny iditra ary tongotra aman-tanana
Singan-teny ary ; tongotra aman-tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza ny zaza vao mitsaika efa misy tongony sy tanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having hands and feet, i.e. having become a living being. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20