Teny iditra |
antoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Fiantsoana ho tsaraina [1.78]
|
| Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Pledge [1.2, 1.7]
|
| Surety, surety-ship, responsibility. See adidy,
andraikitra
[1.2]
|
| A guarantee; insurance [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [1.3]
|
| Caution, garantie [1.8, 1.13]
|
| Assurance [1.8]
|
| Sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13]
|
Ohatra | Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
antoka,
antoko,
antokao,
antony,
antotsika,
antokay,
antokareo,
antok',
anto-,
anton-,
antoky |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
antoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A nod of assent. [1.2]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
antoka,
antoko,
antokao,
antony,
antotsika,
antokay,
antokareo,
antok',
anto-,
antoky |
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
antoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Tsatokazo [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Same as antoko, a trivet. See toko. [1.2]
|
|