Teny iditra antony (antoka)
Sokajin-teny anarana antoka sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [1.2]
 A cause; the object in view [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cause, motif [1.8, 1.13]
 Raison; la fin en vue [1.8]
 Mobile [1.13]
Ohatra 
1Tsy hitako ny antony. [2.270]
2Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643]
3Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17