Teny iditra | mpiantoka (antoka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Olona tompon' andraikitra amin' ny fahavitan' ny asa na trano atao anankiray [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Garant, tuteur [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpiantoka io | ||
Fivaditsoratra | mpiantoka, mpikatona, mpikotana, mpitakona, mpitokana, mpitonàka, tinampoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |