Teny iditra antoandrobenanahary
Singan-teny antoandrobe ; Nanahary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Daytime, the middle of the day [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
 Le grand jour [1.8]
Ohatra 
1Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. [2.356]
2Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588]
Voambolana 
Tovy hevitra antoandrobe

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24