Entrée Nanahary
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [1.1]
Explications en anglais same as zanahary, andriananahary [1.2]
 more or less synonym of zanahary; a god, God [1.7]
Explications en français synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes rahanina, haranina

Mis à jour le 2020/07/31