Teny iditra |
amboalambo
(amboa, lambo)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy [1.78]
|
| Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chien sauvage: se disait des mauvais sujets [2.415]
|
| Chevalier d'industrie, un fainéant de mauvaise moeurs [1.3]
|
Ohatra |
1 | Tsy haiko, fa amboalambo mahery maso be iny moa izy ka.
[2.643]
|
2 | Telo no amboalambo : ny iray mpiasa, ny iray mpihinan-kena, ary ny iray jiolahy.
[2.69]
|
3 | ka raha misy ratsiratsy íiasa ialahy isany, roabinay mihitsy tsy avelanay honina amin' ity tany ity fa amboalambo izany.
[1.437]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|