Teny iditra | amboahaolo | |
Singan-teny | amboa ; haolo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Amboa dia [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A dog run wild. [1.2] | |
A wild dog; a fox [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de renard [1.54] | |
Chien sauvage; renard [1.8] | ||
Ohatra | Hatolotra ho an' ny sabatra, ho rembin' ny amboahaolo.
[2.996] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tsipelina hafa | amboa haolo | |
Lahatsoratra | Randzavola: amboahaolo ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |