Teny iditra ambanin > ambany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Under [1.7]
Fanazavàna teny frantsay En bas, au dessous [1.8]
Sampanteny 
 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra ambanin > ambany
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Down [1.2, 1.7]
 [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sous, bas [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra ambanin > ambany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Andrefana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The west [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra ambanin > ambanina (ambany)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. [1.2]
 To be lightly spoken of; to be put down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on abaisse, qu'on déprécie [1.8]
Ohatra raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy. [1.519]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ambanina, ambaniko, ambaninao, ambaniny, ambanintsika, ambaninay, ambaninareo, ambanin', ambanin-, ambanim-, ambani-
Ny lasa : nambanina, nambaniko, nambaninao, nambaniny, nambanintsika, nambaninay, nambaninareo, nambanin', nambanin-, nambanim-, nambani-
Ny hoavy : hambanina, hambaniko, hambaninao, hambaniny, hambanintsika, hambaninay, hambaninareo, hambanin', hambanin-, hambanim-, hambani-
Filaza mandidy : ambanio