Teny iditra | tsindry misanda ambany | |
Singan-teny | tsindry ; misanda ; ambany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsindrin' âtmôsfera ambany raha miohatra amin' ny tsindrin' ny atmôsfera mifanila aminy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Basse pression [1.13] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |