Teny iditra misanda (sanda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misanda
Ny lasa : nisanda
Ny hoavy : hisanda
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20