Teny iditra | sanda | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Valeur [1.13] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sanda io | ||||||||||||||||||
Teny iditra | sanda | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [1.196] | ||||||||||||||||||
Anarana siantifika | Saldinia proboscidea | ||||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30 |
![]() |