Teny iditra | mananda (sanda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manome sanda (fanampin-javatra mba hampitovy vidy azy amin' ny zavatra iray hafa) [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mananda io | ||||||||
Teny iditra | manandà (sanda) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananda | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mananda, mandaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |