Teny iditra |
ain > -ay
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe -nay
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
ain > ay
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]
|
|
Teny iditra |
ain > ay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy]
aina
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Vie, corps [1.82]
|
| [Vezo]
Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ain > ay
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
aiza
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
ain > Ay
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Ay [2.996]
|
| Ai [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aï [2.996]
|
Ohatra | Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay.
[2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
ain > aim-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe aina
|
Ohatra |
1 | Ny aim badinao aza efa nafoinao tao koa.
[2.895]
|
2 | Ny fitepon' ny aim-bahoaka no mahalahelo ahy.
[2.296]
|
3 | Iankinan'ny aim-pirenena ny Fanagasiana ny Fampianarana, ary ny aim-pirenena tsy azo anaovana an-kambo.
[2.503]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
aina,
aiko,
ainao,
ainy,
aintsika,
ainay,
ainareo,
ain',
ain-,
aim-,
ai- |
|
|
Teny iditra |
ain > aim
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To aim: mikendry,
mikasa
[1.17]
|
|
Teny iditra |
ain > aim
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | fikendrena, izay kendrena
[1.17]
|
|
Teny iditra |
ain > -ay
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe -nay
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
ain > ay
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]
|
|
Teny iditra |
ain > ay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy]
aina
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Vie, corps [1.82]
|
| [Vezo]
Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ain > ay
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
aiza
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
ain > Ay
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Ay [2.996]
|
| Ai [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aï [2.996]
|
Ohatra | Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay.
[2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
ain > aina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny mahatonga ny zavatra ho velona:
Ny aina tsy afaky ny tompony Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana:
Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra Hery sy fahatanjahana:
Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Life [1.2, 1.7]
|
| Animal life, strength. [1.2]
|
| Breath [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants) Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
|
| Vie; souffle [1.8]
|
Ohatra | Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
aina,
aiko,
ainao,
ainy,
aintsika,
ainay,
ainareo,
ain',
ain-,
aim-,
ai- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ain > a~ina
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|
Teny iditra |
ain > AINA
|
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny)
|
Fanazavàna teny frantsay | Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|