Teny iditra teta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Aine, le bas-ventre [1.3]
Ohatra Mihalehibe ny atody tarimo eo amin'ny teta. [2.424]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21