Teny iditra | razoky (ra-, zoky) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Elder brother or sister (term of respect) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Frère ou soeur aîné (terme respectueux) [1.8] | |
Ohatra | Razoky va no manitra voan-kazo? sa Razandry no manitra ravin-kazo? no dia manitra Andriana ny trano tsy Razoky no manitra voan-kazo tsy Razandry no manitra ravin-kazo fa ny fitia havana no be [2.131] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana ~ Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |