Teny iditra |
lahimatoa
(lahy, matoa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The eldest son in a family [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aîné, l'aîné, le premier fils des garçons [1.3]
|
| Le fils ainé [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa!
[2.270]
|
2 | Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy.
[2.508]
|
3 | maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo!
[2.944]
|
|
Voambolana |
Mpanahaka |
lahiaivo ~
vaviaivo ~
vavimatoa |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|