Teny iditra | aiky | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root only used in compounds, as lany aiky; eky is also used. [Mal. aka, mengaku.] [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Comme eky [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Tsipelina hafa | eky | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |