Teny iditra | iaikena (aiky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Comme iekena [1.3] | ||||||||
Ohatra | Ny fibanjinan' ny masony sy ny fahakingan' ny tongotra aman-tanany fotsiny no mahavariana aminy ka iaikena ny fahaizany.
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |