Teny iditra | afa-pofona | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; fofona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Very voninahitra, afa-baraka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Free from odour, steam or vapour Same as afa-baraka. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a perdu son parfum. Se disait des gens perdus de réputation [2.415] | |
Tovy hevitra | afa-baraka ~ lasam-pofona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |