Teny iditra afa-baràka
Singan-teny afa- (afaka) ; baràka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Afa-boninahitra [1.78]
 Very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao
Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory
Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Disgraced, dishonoured [1.2]
 Put to shame [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Déshonoré [1.3, 1.8]
Ohatra Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Tovy hevitra afa-pofona
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24