Teny iditra | adalo be ranomaso | |
Singan-teny | adalo ; be ; ranomaso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le destin des pleurs [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |