Teny iditra Scoparia
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Scoparia dulcis famafa, famafampanavy, famafampaniry, famafantsambo, famafasambo, famafatsambo, hazomamosarikasy, jamalanjirika, tsianjiajia, tsijiajia, tsinjiajia
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21