Entrée tsiavaramonina (tsy, avaratra, onina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-kazo madinika fanao fanafody tety (Rhaphispermum gerardioides) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Rhaphispermum gerardioides

Entrée tsiavaramonina (tsy, avaratra, onina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bosotra nilazana ny kofafa. (Tao an-joron-trano atsimo andrefana, akaikin' ny varavarana, no fametrahan' ny Ntaolo ny fanoto sy ny kofafa fa tsy mba azo natao teny avara-patana izy ireo) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31