Teny iditra |
bozy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nain, nabot [1.3, 1.196]
|
| Se dit des petites filles [1.3]
|
| Personnage contrefait [1.196]
|
Tovy hevitra | |
Anaran' olona |
|
|
Teny iditra |
bozy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A catheter [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sonde, instrument de chirurgie [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bozy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Baobab tree [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava, Tankarana]
Adansonia za Baill. ;
Adansonia madagascariensis Baill. (Malvaceae). Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets.
[Tandroy]
Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme. Racine comestible, activement recherchée en cas de disette.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Adansonia madagascariensis, Adansonia za, Vigna sinensis |
Voambolana |
Mpanahaka |
adansonia |
|
baobaba ~
reniala ~
za ~
zaha |
Sary |
|
|
Teny iditra |
bozy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [1.1]
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
bozy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Râpe à coco. [1.19]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
Bozy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Used in speaking of children [1.2]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
Bozy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Bozy [2.996]
|
| Buzi [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Buzi [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|