Fizahan-teny

Ohabolana : tsindrim-barotra

Ohabolana 1Ondrilahy natao tsindrim-barotra : lehibe ihany fa afa-boninahitra. [2.558 #3453]

Ohabolana 2Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra, ka lehibe fa tsy mba lohany. [2.558 #4584]
Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra : lehibe tsy mba lohany. [2.653 #3404]

Fizahan-teny