Fizahan-teny

Ohabolana : tontolo

Ohabolana 1Homeko azy ny anio tontolo andro, fa ny farany ho ahy. [2.415 #3643]
Dikanteny frantsayJe lui donne le présent en échange de l' avenir. [2.415 #3643]
Fanazavana frantsayParoles du roi Andriantompokoindrindra en faveur de son frère Andrianjaka, pour assurer à ses descendants, certains avantages stipulés ; elles sont passées en proverbe. [2.415 #3643]

Ohabolana 2Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [2.415 #2916]
Dikanteny frantsayLorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [2.415 #2916]

Fizahan-teny