Fizahan-teny

Ohabolana : mikaikaika

Ohabolana 1Mikaikaika akaikin-dreny toa akohokely. [2.558 #4171]
Tomany akaikin-dreny toa akohokely. [2.558 #4171]

Ohabolana 2Tsy mety raha mamono tsy mahay mamindra fo, ka nony itsepelehan' ny rambony vao mikaikaika. [2.558]

Fizahan-teny