Fizahan-teny

Ohabolana : maharo

Ohabolana 1Ilay osa niandry vary, ka rehefa tsy maharo, dia hoe : Hanombo va izay lasany ? [2.653 #1127]
Ilay osa niandry vary, ka rehefa tsy naharo dia hoe : hanombo ve izay lasany? [2.558 #1418]

Ohabolana 2Maharo vody tatatra. [2.415 #3174]
Dikanteny frantsayPouvoir garder l' eau dans les canaux des rizières. [2.415 #3174]
Fanazavana frantsayPouvoir garder dans la famille les biens reçus des ancêtres. [2.415 #3174]

Ohabolana 3Ny vokatry ny tany mahavoky, ny tandroky ny fanjakana maharo. [2.415 #446]
Dikanteny frantsayLes fruits de la terre rassasient le peuple et ce sont les soldats qui sont les cornes protectrices du royaume. [2.415 #446]
Fanazavana frantsaySe disait de toute affaire qu' on avait fait réussir. [2.415 #446]

Ohabolana 4Omby maty tsy maharo lalitra. [2.415 #2913, 2.558 #222, 2.653 #2553]
Dikanteny frantsayUn boeuf mort ne peut même pas chasser les mouches. [2.415]
Fanazavana frantsayAprès la mort on ne peut plus rien. [2.415 #2913]

Fizahan-teny