Fizahan-teny

Ohabolana : Ingilo

Ohabolana 1Dridran' Ingilo: andrasan-ko sitrana vao manapa-kozatra. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza aretina na toe-javatra sarotra itadiavam-panafody, ka arakaraka ny anantenana azy ho sitrana no vao mainka mampitombo ny fahavoazana aterany. [1.1]

Ohabolana 2Dridran' Ingilo ka manonitra andro aman' alina. [2.558 #1015]

Ohabolana 3Fanafody apetraka amin' ny drindran' Ingilo, atao hampanaritra vao manitatra. [2.415 #3246]
Dikanteny frantsayC' est comme le remède mis sur l' ulcère d' Ingilo : cela ne fait qu'augmenter la plaie. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui embrouillaient les affaires au lieu de les arranger. [2.415 #3246]

Fizahan-teny