Fizahan-teny

Ohabolana : ihomokomohana

Ohabolana 1Rano tsy hinomina, tsy anasam-bava. [2.165]
Rano tsy hinomina tsy ihomokomohana. [1.147 #R32]
Fanazavana malagasyRano tsy fisotro, tsy anontsanam-bava. [2.165]

Fizahan-teny