Fizahan-teny

Ohabolana : havandra

Ohabolana 1Mamantan-tany foana toy ny havandra tonga ririnina. [2.165 #975, 2.415 #3927]
Mitsapa (mamantan-)tany foana tahaka ny havandra ririnina. [2.558 #2502]
Namantan-tany foana tahaka ny havandra ririnina. [2.558 #2728]
Dikanteny frantsayArriver où il n' y a plus rien, comme la grêle qui tombe en hiver. [2.165]
Arriver trop tard comme la grêle qui tombe en hiver. [2.415 #3927]
Fanazavana frantsayIl n'y a plus rien. [2.415 #3927]
La grêle après vendanges. [2.165]

Ohabolana 2Ny havandra hamono tsy mba mirehona; ny mamba hanaikitra tsy mba miseho. [2.653 #2258, 2.974 #392]
Ny havandra hamono tsy mba mireona ; ny mamba hanaikitra. [2.415 #2735]
Dikanteny frantsayCaïman qui mordra ne se fait pas voir. [2.415 #2735]
La grêle ne gronde pas avant de nuire ; le caïman se cache avant de mordre. [2.974 #392]
Fanazavana frantsayLe malheur frappe à l'improviste. [2.415 #2735]

Fizahan-teny