Fizahan-teny

Ohabolana : dimatika

Ohabolana 1Dimatika amin-tena, voampanjehy amin’ olona : samy raika aretina aza fampizaka. [1.147]

Ohabolana 2Dimatika latsaka an-drano, indraik’ ity ka an-dràn-kazo. [1.147 #D10]

Fizahan-teny