Fizahan-teny

Ohabolana : asondrotra

Ohabolana 1Hianareo no trafo nasondrotry ny nofo sy vato nasondrotry ny tany. [2.558 #1337]

Ohabolana 2Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony. [1.147 #L44]

Fizahan-teny