Fizahan-teny

Ohabolana : andoavana

Ohabolana 1Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [1.147 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [2.165]
Fanazavana malagasyKabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [2.165]

Ohabolana 2Taizan' amboabe, ka ny tsy vokin' ny nono andoavana. [2.558 #4000]
Taizan' amboabe: ny tsy voky ny nono andoavana. [2.653 #2978]

Fizahan-teny