|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kabaro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ady [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  kabaro
Sokajin-teny  5  anarana
Sampanteny 
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  kabary [Taisaka] [1.78]
8  resaka, kabary [Tanosy] [1.78]
Ohatra  9  Dia hoy ny vazimba : Inona no kabaro? [1.436#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny kabaro io

Teny iditra (3/3)11  kabaro
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  14  karazan-tsaramaso [Bara] [1.78]
15  Karazan-tsaramaso lehibebe ary fisapisaka, tsara tsiro, saingy toa mora mahavoky (Phaseolus lunatus L) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  pois du Cap. [Tankarana] [1.19]
17  Phaseolus lunatus L. (Fabaceae) Originaire d'Amérique, bien qu'il soit connu en français sous le nom de «Pois de Cap ». « Sieva Bean » des américains. Le nom de kabaro s'applique aux formes cultivées sous climat sec, entre Antsalova et l'extrême Sud de l'île, formes qui ne renferment jamais de phaseolunatine, glucoside susceptible de produire de l'acide cyanhydrique lorsqu'il s'hydrolyse. Dans les régions humides telles que la côte Est, la plante accumule de la phaséolunatine et sa consommation peut être dangereuse. On la distingue alors sous le nom de kalamaka. La culture de kabaro exige des pluies au moment du semis. Elle dure de 190 à 210 jours. Emplois en biscuiterie ; farines alimentaires, etc. [Sakalava] [1.196]
[Mahafaly]
[Tandroy]
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny kabaro io

Fivaditsoratra  20  bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/03