Fizahan-teny

Ohabolana : amahana

Ohabolana 1Ilay nahandro takatra, ka izay no takatra. [1.1]
Izay no takatry ny aina hoy ilay nahandro takatra. [2.558]
Izay no takatry ny ananana hoy ilay nahandro takatra. [2.558]
Izay takatry ny aina, hoy ilay manan-takatra. [2.415 #5852]
Izay takatry ny aina, hoy ilay namahan-takatra. [2.653 #1199]
"Izay takatry ny ananana no atao" , hoy ilay namahan-takatra. [2.165]
Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny aina. [2.558]
Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny ananana. [2.558]
Toy ilay nahandro takatra, ka izay no takatry ny ananana. [2.415 #4608, 2.165]
Fanazavana malagasyTsilalaon-teny manambara fa izay no vita tamin' ny sakafo, ka aoka tsy hahazo tsiny avy amin' izay nasaina. [1.1]
Dikanteny frantsayC' est comme celui qui a fait cuire un oiseau takatra : il a fait ce qu' il a pu. [2.415 #4608]
"Chacun fait selon ses moyens" , dit celui qui servait un "takatra" (à ses hôtes). [2.165]
Fais ton possible, dit celui qui nourrit un oiseau takatra. [2.415 #5852]
Pareil à celui qui a cuit un "takatra" , il a fait ce qu' il a pu (d' après ce qu' il possédait). [2.165]
Fanazavana frantsayC' était une manière plaisante d' encourager et de s'encourager. Jeu de mots sur les deux sens du mot takatra : possible et oiseau. [2.415 #5852]
Jeu de mots sur les deux sens de takatra : le nom d' un oiseau, et ce à quoi on peut arriver. [2.415 #4608]
Le "takatra" , sorte d' ombrette, est un oiseau de mauvais augure pour les Malgaches; et pour en manger il fallait n' avoir rien d' autre à se mettre sous la dent. Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "takatra" , pouvoir ou atteindre, et "takatra" , oiseau. [2.165]

Fizahan-teny