Toko sy andininy momba Zora

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 25.15 And the name of the Midianitish woman that was slain was Cozbi, the daughter of Zur; he was head over a people, and of a chief house in Midian. Ary ny anaran' ny vehivavy Midianita izay novonoina dia Kosby, zanak' i Zora, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Midianita. Ary Kozbì no anaran' ilay vehivavy Madianita novonoina, zanak' i Sora, filoham-poko, amin' ny fokom-pianakaviana, any Madiana izy. La femme, la Madianite qui avait été frappée, se nommait Kozbi, fille de Çur, qui était chef d' un clan, d' une famille, en Madiân.
...............
Nom / Fan 31.8 And they slew the kings of Midian, beside the rest of them that were slain; namely, Evi, and Rekem, and Zur, and Hur, and Reba, five kings of Midian: Balaam also the son of Beor they slew with the sword. ary ny mpanjakan' i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin' ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak' i Beora, koa dia novonoiny tamin' ny sabatra. Afa-tsy izay maty an' ady dia novonoiny koa ny mpanjakan' i Madiana: Evy, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpanjakan' i Madiana dimy lahy. Novonoiny tamin' ny sabatra koa Balaama zanak' i Beora. En outre, ils tuèrent les rois de Madiân, Évi, Réqem, Çur, Hur et Réba, cinq rois madianites ; ils passèrent aussi au fil de l'épée Balaam, fils de Béor.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.21 And all the cities of the plain, and all the kingdom of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, whom Moses smote with the princes of Midian, Evi, and Rekem, and Zur, and Hur, and Reba, which were dukes of Sihon, dwelling in the country. ary ny tanàna rehetra any amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona fa resin' i Mosesy izy sy ireo andrianan' ny Midianita, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba, andriana izay nanoa an' i Sihona ka nitoetra teo amin' ny tany. ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nanjaka tao Hesebona, fa resin' i Moizy izy sy ireo andrianan' i Madiana, dia Evì, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpandoa hetra amin' i Sehona, monina amin' ny tany. toutes les villes du plateau et tout le royaume de Sihôn, roi des Amorites, qui régna à Heshbôn; il avait été battu par Moïse ainsi que les princes de Madiân, Évi, Réqem, Çur, Hur, Réba, vassaux de Sihôn qui habitaient le pays.
...............
Jos 15.33 And in the valley, Eshtaol, and Zoreah, and Ashnah, Ary teo amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna Ny tao amin' ny Seeflà dia: Estaola, Sarea, Asena, Dans le Bas-Pays : Eshtaol, Çoréa, Ashna,
...............
Jos 19.41 And the coast of their inheritance was Zorah, and Eshtaol, and Irshemesh, Ary ny fari-tanin' ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy Izao no tao anatin' ny faritry ny lovany: Saraà, Estaola, Hira-Semesy, Le territoire de leur héritage comprenait : Çoréa, Eshtaol, Ir-Shémesh,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 13.2 And there was a certain man of Zorah, of the family of the Danites, whose name was Manoah; and his wife was barren, and bare not. Ary nisy lehilahy avy tany Zora amin' ny fokon' ny Danita, Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka. Nisy lehilahy anankiray, atao hoe Manoe, fianakavian' ny Danita, avy amin' ny Saraà; momba ny vadiny, ka tsy niteraka. Il y avait un homme de Çoréa, du clan de Dan, nommé Manoah. Sa femme était stérile et n' avait pas eu d' enfant.
...............
Mts / Mpits 13.25 And the Spirit of the Lord began to move him at times in the camp of Dan between Zorah and Eshtaol. Dia niantomboka nanindry azy indraindray ny Fanahin' i Jehovah tany Mahane-dana, teo anelanelan' i Zora sy Estaola. Dia nanomboka nitaona azy ho any Makaneha-Dana anelanelan' i Saraà sy Estaola ny fanahin' ny Tompo. et l' esprit de Yahvé commença à l' agiter au Camp de Dan, entre Çoréa et Eshtaol.
...............
Mts / Mpits 16.31 Then his brethren and all the house of his father came down, and took him, and brought him up, and buried him between Zorah and Eshtaol in the buryingplace of Manoah his father. And he judged Israel twenty years. Ary nidina ny rahalahiny sy ny mpianakavin-drainy rehetra, dia naka ny fatiny ka nitondra azy niakatra, dia nandevina azy teo anelanelan' i Zora sy Estaola tao amin' ny fasan' i Manoa rainy. Ary izy efa nitsara ny Isiraely roa-polo taona. Dia nidina ny rahalahiny mbamin' ny mpanakavin-drainy rehetra ka naka azy. Nony tafakatra izy ireo dia nandevina azy tao anelanelan' i Saraà sy Estaola, amin' ny fasan' i Manoe rainy. Roapolo taona no nitsarany an' Israely. Ses frères et toute la maison de son père descendirent et l' emportèrent. Ils remontèrent et l' ensevelirent entre Çoréa et Eshtaol dans le tombeau de Manoah son père. Il avait jugé Israël pendant vingt ans.
...............
Mts / Mpits 18.2 And the children of Dan sent of their family five men from their coasts, men of valour, from Zorah, and from Eshtaol, to spy out the land, and to search it; and they said unto them, Go, search the land: who when they came to mount Ephraim, to the house of Micah, they lodged there. Ary ny taranak' i Dana naniraka dimy lahy nofantenany avy amin' ny fokony rehetra, dia lehilahy mahery, avy tany Zora sy Estaola, mba hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany; ary hoy izy taminy: Mandehana izahao ny toetry ny tany. Ary tonga tany amin' ny tany havoan' i Efraima tao an-tranon' i Mika izy, dia nandry tao. Nalain' ny zanak' i Dana tao amin' izy rehetra ireo ny dimy lahy, lehilahy mahery iray fianakaviana aminy, ka nalefany avy any Saraà sy Estaola hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany. Ka hoy izy tamin' izy ireo: Mandehana zahao ny toetry ny tany. Dia tonga tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy sy tao amin' ny tranon' i Mikasy, ka nandry tao. Les Danites envoyèrent de leur clan cinq hommes vaillants de Çoréa et d' Eshtaol pour reconnaître le pays et l' explorer. Ils leur dirent : " Allez explorer le pays. " Les cinq hommes arrivèrent dans la montagne d'Éphraïm jusqu'à la maison de Mika et ils y passèrent la nuit.
...............
Mts / Mpits 18.8 And they came unto their brethren to Zorah and Eshtaol: and their brethren said unto them, What say ye? Dia nandeha ho any amin' ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; ary hoy ny rahalahiny taminy: Naninona moa ianareo? Niverina tany amin' ny rahalahiny any Saraà sy Estaola izy ireo, dia hoy ireto rahalahiny taminy: Ahoana, hoy hianareo? Ils s' en revinrent alors vers leurs frères, à Çoréa et à Eshtaol, et ceux-ci leur demandèrent : " Que nous rapportez-vous ? "
...............
Mts / Mpits 18.11 And there went from thence of the family of the Danites, out of Zorah and out of Eshtaol, six hundred men appointed with weapons of war. Dia nisy niainga avy tamin' ny fokon' i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin' ny fiadiany. Dia nisy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an' ady avokoa, no niainga avy any Saraà sy Estaola, avy amin' ny fokon' i Dana. Ils partirent donc de là, du clan des Danites, de Çoréa et d' Eshtaol, six cents hommes équipés pour la guerre.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.30 And his firstborn son Abdon, and Zur, and Kish, and Baal, and Nadab, ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, Abdona no zanany lahimatoa, dia Soara, Kisa, Baala, Nadaba, son fils premier-né Abdôn, ainsi que Çur, Qish, Baal, Ner, Nadab,
...............
1Tt / 1Tan 9.36 And his firstborn son Abdon, then Zur, and Kish, and Baal, and Ner, and Nadab. ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba, Ary Abdona no zanany lahimatoa, dia Sora, Kisa, Baala, Nera, Nadaba, et son fils premier-né Abdôn, ainsi que Çur, Qish, Baal, Ner, Nadab,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 11.10 And Zorah, and Aijalon, and Hebron, which are in Judah and in Benjamin fenced cities. sy Zora sy Aialona ary Hebrona, izay tanàna mimanda ao amin' ny Joda sy ny Benjamina. Saraà, Aialòna ary Hebròna; tanàna mimanda ao amin' i Jodà sy Benjamina ireo. Çoréa, Ayyalôn, Hébron; c'étaient des villes fortifiées en Juda et en Benjamin.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.29 And at Enrimmon, and at Zareah, and at Jarmuth, ary tany En-rimona sy Zora sy Jarmota En-Remona, Saraà, Jerimota, à En-Rimmôn, à Coréa, à Yarmut,