|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  vorondolo [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4  hibou [Taisaka] [1.82]
Voambolana  5  Haibiby: vorona

Teny iditra (2/2)6  Hora
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8  Hur [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9  Hur [2.996]
Ohatra  10  ary Mosesy sy Arona sy hora kosa niakatra ho ao an-tampon'ny havoana. [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
unkLabel:Xbcvs:  12  Toko sy andininy momba Hora
Lahatsoratra  13  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Hora

Fivaditsoratra  14  haro, hora, raho, roha

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30