<-
->

Eze / Ez 15:1 And the word of the Lord came unto me, saying, Ary tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo nanao hoe: La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 15:2 Son of man, what is the vine tree more than any tree, or than a branch which is among the trees of the forest? Ry zanak' olona, inona no ihoaran' ny tahom-boaloboka noho ny hazo rehetra, dia ny sakeli-boaloboka izay isan' ny hazo any an' ala? Ry zanak' olona, Inona no ihoaran' ny tahom-boaloboka, noho ny tahon' ny hazo hafa rehetra, noho ny rantsan-kazo izay isan' ireo hazo any an' ala? Fils d' homme, pourquoi le bois de la vigne vaudrait-il mieux que le bois de toute branche sur les arbres de la forêt ?
Eze / Ez 15:3 Shall wood be taken thereof to do any work? or will men take a pin of it to hang any vessel thereon? Moa mba fangalan-kazo hatao zavatra akory va izy, na mba fangalana fihantonan-javatra? Moa mba fangalan-kazo, hanaovan-javatra va izy? Na mba fangalana hombo hanantonan-javatra akory? En tire-t-on du bois pour en faire quelque chose ? En tire-t-on une cheville pour y pendre un objet ?
Eze / Ez 15:4 Behold, it is cast into the fire for fuel; the fire devoureth both the ends of it, and the midst of it is burned. Is it meet for any work? Indro, hatsipy any anaty afo hataina izy; ny laniny roa ho levon' ny afo, ary ny tenatenany ho may. Ka moa azo atao zavatra akory va izy? Atao ao anaty afo izy, holevoniny, dia levon' ny afo ny laniny roa; may koa ny tenantenany; ka azo atao inona indray izy? Voilà qu' on le jette au feu pour le consumer. Le feu consume les deux bouts; le milieu est brûlé, est-il bon à quelque chose ?
Eze / Ez 15:5 Behold, when it was whole, it was meet for no work: how much less shall it be meet yet for any work, when the fire hath devoured it, and it is burned? Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza, dia tsy azo natao zavatra, koa mainka fa rehefa levon' ny afo sy may izy? Fony mbola tsy nahafahana aza izy, tsy azo nanaovana na inona na inona; ka mainka rahefa kila sy main' ny afo, ho azo atao inona intsony? Déjà, lorsqu' il était intact, on ne pouvait rien en faire; alors, quand le feu l' a consumé et brûlé, peut-on encore en faire quelque chose ?
Eze / Ez 15:6 Therefore thus saith the Lord GOD; As the vine tree among the trees of the forest, which I have given to the fire for fuel, so will I give the inhabitants of Jerusalem. Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Toy ny tahom-boaloboka amin' ny hazo any an' ala, izay natolotro hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema. Ka izao no lazain' ny Tompo Iaveh: toy ny tahom-boaloboka any amin' ny hazo an' ala, izay hazo atolotro holevon' ny afo, no hanolorako ny mponina ao Jerosalema. C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur Yahvé. Tout comme le bois de la vigne parmi les arbres de la forêt, que j' ai jeté au feu pour le consumer, ainsi ai-je traité les habitants de Jérusalem.
Eze / Ez 15:7 And I will set my face against them; they shall go out from one fire, and another fire shall devour them; and ye shall know that I am the Lord, when I set my face against them. Ary hanandrina azy ny tavako; hiala avy amin' ny afo izy nefa ho levon' ny afo hafa indray; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manandrina azy ny tavako. Hitodika hanandrina azy ny tavako; afa-nandositra ny afo izy, nefa ho levon' ny afo ihany indray; dia ho fantatrareo fa Iaveh aho, rahefa atodiko hanandrina azy ireo ny tavako. J' ai tourné ma face contre eux. Ils ont échappé au feu, mais le feu les dévorera, et vous saurez que je suis Yahvé, lorsque je me tournerai contre eux.
Eze / Ez 15:8 And I will make the land desolate, because they have committed a trespass, saith the Lord GOD. Ary hataoko lao ny tany noho ny nivadihany tamiko, hoy Jehovah Tompo. Ary ataoko zary efitra ny tany, noho izy ireo nivadika; - teny marin' ny Tompo Tompo. Je ferai du pays une solitude, parce qu' ils ont été infidèles, oracle du Seigneur Yahvé.

<-
->