<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:24 | And the |
Ary hoy Farao: Izaho dia handefa anareo ihany mba hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitrareo any an-efitra; fa hany ataoko: aza mandeha lavitra loatra ianareo; dia mangataha ho ahy. | Dia hoy Faraona: Halefako handeha ihany hianareo, hanolotra sorona amin' ny Tompo Andriamanitrareo, any an' efitra, nefa aza lasan-davitra loatra hianareo amin' izany fandehananareo izany. Ary manaova fivavahana ho ahy. |