Teny iditra | vadim-bolana | |
Singan-teny | vady ; volana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa ilazana ny Fitarikandro [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An evening star [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | La planète Vénus [1.3] | |
Voambolana | Haikintana | |
Tovy hevitra | fitarikandro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |