Teny iditra |
toraka
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Comme, de même que, égal, s [...] [tohiny 1.5]
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
toraka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de lancer [1.3, 1.5]
|
| Action de jeter [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
toraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Puissance [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|