|
|
|
|

Teny iditra1  satroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satrokaahibano, satrokaba, satrokabonetra, satrobory, satrokaharona, satrokajaomalanga, satrokajobo, satrokakasikety, satrokapanama, satrokapenjy, satrokatavimandry, satrokavalalamihoatra, satrokafitorantsana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  A hat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Chapeau [1.8]
Ohatra  6  Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo. [2.472]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny satroka io
Sary 
22 

Fivaditsoratra  23  koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11