|
|
|
|

Teny iditra 1  misatroka
Fototeny  2 satroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao satroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wear a hat or other headgear [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 porter chapeau [1.8]
Ohatra  11  Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy. [2.324]
12  Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [2.48]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 kamositra, 15 mirotsaka, misatroka, 16 misokatra, 17 mitsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21