|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salazana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fifamoivoizan-tsambo
Fanazavàna teny malagasy  4  Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A mast [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Mât de navire [1.3#565, 1.5]
7  Mât [1.8]
Ohatra  8  sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996#33.027.005]
Tovy hevitra  9  salaza
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  salazana
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Toe-karena: hanina
Fanazavàna teny malagasy  14  Soitrafo na havitra fitonoan-kena [1.1]
15  Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  A gridiron for roasting food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  Espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; [1.3#565]
18  Grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3#565]
19  Grille pour rôtir [1.8]
20  Grande fourchette pour faire rôtir la viande [1.5]
Ohatra  21  Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77]
22  Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8]
23  Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472]
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Matoantenin' ny fameno :
27  Anarana :
28  Mpamaritra :
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny salazana io

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/08