Teny iditra |
sahala
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Alike, the same; cf. mitovy,
tahaka,
toy
[1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Identique, même [1.8]
|
Ohatra |
1 | Sahala ihany izany, hoy Zaka.
[2.5]
|
2 | Malagasy sahala amiko avokoa ireo.
[2.4]
|
3 | Ny sandriny iray sahala amin' izao.
[2.606]
|
|
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
sahalà
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra sahala
|
Fanazavàna teny frantsay | Soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3]
|
|
Teny iditra |
sahala
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Antonona: vilany sahala [1.78]
|
|