Teny iditra | organ > orgàna | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | An organ. see sarinety. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Orgue [1.3] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ny fihaviany | Anglisy: organ. | |
Teny iditra | organ > orgàna | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1] | |
Ohatra | Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
[1.381] | |
Voambolana | Haiaina | |
Ny fihaviany | Frantsay: organe. | |
Tsipelina hafa | organina | |
Fivaditsoratra | angaro, argôna, aronga, gorana, orgàna, rangao, roanga |

organ | |||
|
|