Teny iditra | ampongabe | |
Singan-teny | amponga ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Amponga misy hoditra roa, velezin' ny tanana havanana amin' ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana lamba bokony eo amin' ny tendrony ilany; ampiarahina mandrakariva amin' ny langorona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Grosse caisse [2.415] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ampongabe io | |
Teny iditra | ampongabe | |
Singan-teny | amponga ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | La pièce de cinq francs à l'effigie de Charles X, et celle à l' effigie de Napoléon III, parce que les armes gravées au verso ressemblaient à une grosse caisse [2.415] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |