Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
miteni
te
ny
(
teni
te
ny
(
te
ny
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
Mitovy hevitra:
mamisavisa
~
miangano
~
miarira
~
miasa vava
~
mibedibedy
~
mikamenona
~
mikaramentsona
~
milazalaza
~
mimentsomentsona
~
mipendimpendina
~
mipentsompentsona
~
mitanisanisa
~
mitantara
~
miteniteny
~
mitsatsaingona
~
miventy
[
1.1
]
Ohatra
1
lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia
miteniteny
foana.
[
2.895
]
2
Mba mieritrereta fa aza dia
miteniteny
foana tahaka izany.
[
2.472
]
3
Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona
miteniteny
sy alika mivovo ao.
[
2.588
]
Kamban-teny
miteniteny foana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22